Teny iditra | 1 mitsako (tsako) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manapotipotika ny hanina amin' ny nify: Mitsako hena. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to chew [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 mâcher [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mitsako io |
Fivaditsoratra | 12 matsiko, mikatso, mitsako, mitsoka, motsika, tsimoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |