|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsako
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fanapotipotehan' ny nify ny sakafo ao am-bava: Manao tsakon' ondry [1.1]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tsako

Teny iditra (2/2) 17  tsako
Sokajin-teny  18  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  20 [Antesaka+Bara+Tanala+Tanosy] katsaka [1.78, 1.1]
21 karazana voamadinika [1.13]
22 [Masikoro] katsaka, tsakitsaky [2.606#153]
Fanazavàna teny frantsay  23 [Provincial] maïs [1.8, 1.13]
24 [Tsimihety+Sihanaka+Betsileo+Sakalava+Bara+Mahafaly] .
25 (Onomatopée, bruit que font les graines du maïs préparé à la mode malgache quand on les écrase sous la dent). Zea mays L. (Poaceae). Introduit et cultivé comme céréale alimentaire, surtout dans les régions où la culture du riz est difficile. Dans le Vakin'Ankaratra et le Betsileo, on le cultive surtout pour l'alimentation du bétail. Mais les épis, cuits avec leurs spathes sont souvent offerts aux voyageurs, sur le bord des routes. D'après Dubois, dans le Betsileo, on emploie aussi le duplicatif : tsakotsako. En pays sakalava, on dit souvent : tsatsako. Tous ces mots ont la même origine. [1.196]
Ohatra  26  Ka lafa i antoandro mihinan-tsako rey, nitratsy ie, najobo an-davaky. [2.606#214]
Voambolana  27  Haizavamaniry 28  Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  29 katsaka, tsakotsako, tsatsako
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tsako
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32 katso, 33 kotsa, tsako, 34 tsoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22