|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsapaka
Fototeny  2 tsapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity
9 Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany
10 Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona
11 Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy [1.1]

Fivaditsoratra  mitsapaka, 12 tampisaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20