|
|
|
|

Teny iditra 1  tsapaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  25 Fidirana avy hatrany ao anatin' ny...; fandentehana ao anaty zavatra ka tsy misy manohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26 action d'entrer dans, de pénétrer dans, comme la plume dans l'encrier, le pied dans le soulier, dans l'eau, dans la boue, dans la maison, les mouches dans le bouillon, une lance dans le corps, un individu au milieu d'une foule [1.3]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tsapaka

Fivaditsoratra  28 patsaka, tsapaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20