Teny iditra mitsapa ny ho farany
Singan-teny mitsapa ; ho ; farany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitsinjo ny ho avy ka tsy manao zavatra tsy voadinika na mandanilany foana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04