|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsapodilana
Fototeny  2 tsapodilana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Tovy hevitra  8 mitsakodilana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22