Teny iditra mitsako dilana
Singan-teny mitsako ; dilana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Tovy hevitra mitsapodilana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16