|
|
|
|

Teny iditra 1  mitselika
Fototeny  2 tselika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mailaka, kinga
9 Mandeha haingana: Mitselika Ikoto rehefa misy zavatra anirahana azy
10 Maka, mangalatra amim-pahamailahana: Nisy nitselika lahy ny lambako nihantona teto! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20