Teny iditra | tselika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia jasa midify: An-tselika no nakan' ilay haka ny angadiko teto [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | letsaky, litsake, tselika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |