| Teny iditra | 1 mitsetra |
| Fototeny | 2 tsetra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Malahelo, mangoraka: Mitsetra ny zaza kamboty izy
9 Mitaraina, mitoloko: Mitsetra manjofotry ny andro izy [1.1] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mitsetra |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|