|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsidika
Fototeny  2 tsidika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara] mamangy [1.78]
9 Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika
10 Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny
11 Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina. [1.1]
12 [Sihanaka] mamangy [1.78]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mitsidika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21