|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitsika
Fototeny  2 tsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity
8 Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mitsika

Teny iditra (2/2) 10  mitsika
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Antambahoaka] mifosa [1.78]

Fivaditsoratra  13 matsiky, 14 mikatsy, 15 mitsaky, mitsika, 16 tsamiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20