|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsilotsilo
Fototeny  2 tsilotsilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sady lava no marani-doha: Mitsilotsilo tranon-dakolosy irỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être épineux, garni d'épines comme les ronces [1.196]
Ohatra  9  mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470#38]
10  Mangata-defona aho, izay lefona mitsilotsilo indrindra hamonoako tena eto anatrehanao. [2.298#74]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21