| Teny iditra | 1 mitsingilahila |
| Fototeny | 2 tsingilahila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mirona, mirondrona, mivembena: Mitsingilahila ity andry ity ka atahorako hianjera
8 Mitsingilahila lava ny toeran' ny mpanao politika ka tsy mba tiako 9 Misalasala, miroahana, miahanahana: Mitsingilahila mihitsy aho amin' ny hividianako ity trano ity [1.1] 10 tsy marim-pototra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 instable, en déséquilibre
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|