Teny iditra tsingilahila (hilahila (hila))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toetran' ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona na koa toetran' ny olona misalasala, mkoahana, miahanahana [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31