| Teny iditra | 1 mitsinjaka |
| Fototeny | 2 tsinjaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandihy mitsambikimbikina, mihinjakinjaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to dance by jumping about
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 danser en sautillant
[1.8] |
| Ohatra |
11 nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika.
[2.5]
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|