|
|
|
|

Teny iditra 1  tsinjaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Tsambikimbikina
16 Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 dancing, esp. by jumping about [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 danse, gambade [1.8]
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21