Teny iditra | mitsipa-damba | |
Singan-teny | mitsipaka ; lamba | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona noheverina ho efa maty, nefa miverina indray ny ainy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Repousser le suaire avec le pied. Se disait d'un mourant qui revient à la vie. [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03 |