|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsipika
Fototeny  2 tsipika
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko
9 mipitika : Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny [1.1]
10 Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mitsipika
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mipitsika, mitsipika, 14 sitampiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17