|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsipy
Fototeny  2 tsipy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). [1.1]
Ohatra  8  mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. [2.587#]
9  hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436#]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe mitsipy
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mipitsy, mitsipy, 13 tsy mipy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21