|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsipy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka+Bara] fafy, famafasana [1.78]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tsipy

Teny iditra (2/2) 5  tsipy
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a throwing [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  23 jet; projeté, projection, projetante [1.13]
24 action de jeter, de lancer [1.196]
Ohatra  25  Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292]
26  tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270#59]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  28 tipy
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe tsipy

Fivaditsoratra  30 pitsy, tsipy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22