|
|
|
|

Teny iditra1  mitsipy (tsipy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). [1.1]
Ohatra  4  mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. [2.587#]
5  hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mitsipy io

Fivaditsoratra  12  mipitsy, mitsipy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06