|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsiraka
Fototeny  2 tsiraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
8 Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
9 Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
Tovy hevitra  10 mitsiratsiraka

Fivaditsoratra  11 maritsika, 12 misitraka, mitsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22