|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsitapitapy
Fototeny  2 tsitapitapy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miatoato ny fisiany, mampoelana, hita misy dia tsy misy indray: Loharano mitsitapitapy [1.1]
8 miatoato ny fisehony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 intermittent [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20