|
|
|
|

Teny iditra1  tsitapitapy
Fototeny  2  tapitapy
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
4  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5  Heno mahalankalana. Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [1.1]
Tovy hevitra  6  tapitapy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20