|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitsitsy
Fototeny  2 tsitsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mandany foana, mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy [1.1]
Ohatra  9  Matetika dia mitsitsy vola kokoa ianao amin'ny fividianana maro. [2.424#]
10  Ny tany mahantra rano kosa dia mitsitsy fatratra ny rano kely ananany. [2.445#]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mitsitsy

Teny iditra (2/2) 12  mitsitsy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Antesaka] mivimbina [1.78]

Fivaditsoratra  mitsitsy, 15 tsimitsy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26