|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsitsy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [1.1]

Teny iditra (2/2)9  tsitsy
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  12  Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31