|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitsoaka
Fototeny  2 tsoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miala amin' izay nisy azy: Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara ~ Nitsoaka tamin' ny raharahany izy
9 Nandositra: Lasa nitsoaka any alatrano Ikoto fa natahotra ny ho voakapoka
10 Mivadika amin' ny teny nataony: Tsy fanao mihitsy ny mitsoaka ny teny efa nomena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to slip out of place; to pull out of place or out of a hole or socket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se déboîter, sortir d'un trou, etc.; se retirer [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe mitsoaka

Teny iditra (2/2) 14  mitsoaka
Fototeny  15 tsoaka
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antambahoaka] mandova, mandimby [1.78]

Fivaditsoratra  18 kamaitso, 19 kimaotsa, 20 masôkita, 21 matokisa, 22 matsioka, 23 mitosaka, 24 mitsakoa, 25 mitsaoka, mitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20