|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsofoka
Fototeny  2 tsofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy
9 Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany
10 Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana [1.1]
11 miditra lalina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12 pénétrer, s'introduire [1.13]
Ohatra  13  Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana. [2.471#43]
14  Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha. [2.472#64]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21