Teny iditra mitsofotra (tsofotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milentika, maty, misoka (masoandro): Nitsofotra tamin' ny enina androany ny masoandro
Milentika ao anaty rano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsofotra
Ny lasa : nitsofotra
Ny hoavy : hitsofotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05