|
|
|
|

Teny iditra 1  tsofotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Milentika, maty, tafasoka, nisoka: Tsofotra ity ny masoandro nefa mbola tsy niverina ihany izy. / Niasa teto aho mandra-pahatsofotry ny andro
19 Fandentehana zavatra ao anatin' ny... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20