|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitsotra
Fototeny  2 tsotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa tery ny fandriana. / Mitsotra ambony ahitra
9 Mivelatra henjana: Tsy ho azo didiana ity lamba ity raha tsy mitsotra
10 Miteny milaza ny marina tsy misy afinafenina: Aoka ianao hitsotra rehefa anontaniana [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  mitsotra
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sihanaka] mitsoka: mitsotra anjombona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20