|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsovaka
Fototeny  2 tsovaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Main-javatra mahamay ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Nitsovaka ny tongony nirarahan' ny ro mangotraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20