Teny iditra mivadi-po (vadika, fo)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: taitra
Ohatra Aza mivadi-po na matahotra an'ireo akory; [2.996]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31