|
|
|
|

Teny iditra1  mivaivay
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mena midorehitra; menan' ny hatezerana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to burn fiercely, to glow with heat
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être incandesscent, être chauffé au rouge
Ohatra  6  [2.324] Mbola nivaivay ny vainafo teo am-patana, na dia tsy nirehitra intsony aza ny afo
Fototeny  7  vaivay
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mivaivay io

Fivaditsoratra  14  aiviviam, mivaivay, miviavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21