|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivala
Fototeny  2 vala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy fefy manodidina: Efa mivala ve ny ombinareo? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être entouré [1.3#804, 1.196]
9 être séparé [1.3#804]

Teny iditra (2/2) 10  mivala
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Bara] manaraka ny lalan-drano [1.78]

Fivaditsoratra  13 mavila, mivala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20