| Teny iditra | 1 mivalampatra |
| Fototeny | 2 valampatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mandry mitsilany ka mitsotra tanteraka ny tongotra
9 Manao izay tiana hatao, manarampo: Fohy ny fotoana, hoy ilay mpitarika ny valandresaka, ka tsy afaka hivalampatra isika [1.1] 10 matory na mipetraka ka atsotra tanteraka ny tongotra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 same as milampatra
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 s'allonger, s'étendre
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|