| Teny iditra (1/3) | 1 mivalana |
| Fototeny | 2 valana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mangery, miavela
9 Marary kibo ka mangery matetika [1.1] 10 marary kibo mipiriritra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 avoir la diarrhée
[1.13] |
| Ohatra |
12 Lasa nivalana izy
[1.1]
13 Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- mivalana izy io, Dokotera [1.1] |
| Voambolana | 14 Fahasalamana |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe mivalana |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 mivalana |
| Fototeny | 18 valana |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 [mivalaña] [Tanala] manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike)
[1.78] 25 Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 descendre en aval
[1.13] |
| Tohi-kevitra | 27 miorike |
| Teny iditra (3/3) | 28 mivalàna |
| Fototeny | 29 valana |
| Sokajin-teny | 30 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivalana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 31 manavaly, 32 manivala, 33 milavana, mivalana, mivalàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|