| Teny iditra (1/2) | 1 mivalo |
| Fototeny | 2 valo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary vala be
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to divide into eight
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 être partagé en huit
[1.3] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mivalo |
| Teny iditra (2/2) | 12 mivalo |
| Fototeny | 13 valo |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Mifona, mibaboka amin' ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 se repentir, demander pardon, s'excuser
[1.3] |
| Ohatra |
21 Vavan'Andriamampandry izany, Andriamasinavalona, fa mivalo izahay!
[2.298#135]
|
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mivalo |
| Fivaditsoratra | 23 malovy, 24 mavoly, 25 milavo, mivalo, 26 mivola |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|