| Teny iditra | 1 mivalombalona |
| Fototeny | 2 valombalona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mihetsika toy ny rano tsofin' ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona
[1.1] 8 miendrika onja madinika [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 ondulé
[1.13] |
| Ohatra |
10 Ny tratrany mivelatra, ny nofon-tsandriny mivalombalona.
[2.499#]
11 Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499#] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mivalombalona |
| Fivaditsoratra | mivalombalona, 13 mivolambolana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|