|
|
|
|

Teny iditra 1  mivalona
Fototeny  2 valona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miforitra milamina tsara: Efa mivalona izao ny lambako ka aza kasihina intsony
8 Tehirizina na atokana ho an' ny andro iray: Tsy foiko hampindramina io fa lamba mivalona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 plié [1.13]

Fivaditsoratra  mivalona, 10 mivolana, mivolàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19