| Teny iditra | 1 valona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Famoretana lamba na fitafiana izay kendrena hilamina tsara; fandaminana sy fitehirizana ao anaty vata ny fitafiana tsy anaovana matetika
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 pli
[1.13] 19 action de plier [1.196] |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe valona |
| Fivaditsoratra | 21 lovana, valona, 22 volana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|