|
|
|
|

Teny iditra1  mivaly (valy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana
4  Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any!
5  Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mivaly io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20