|
|
|
|

Teny iditra 1  mivanditra
Fototeny  2 vanditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy mivohitra mitsoriaka lavalava: Nivanditra tamin' ny kapokanafitsokao azy ny ranjon' ny zanako [1.1]

Fivaditsoratra  mivanditra, 8 tavimandry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20