Teny iditra | vanditra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny mivohitra mitsoriaka lavalava (toy ny dian' ny tady namatorana na ny tsora-kazo nikapohana) Ny tady voarandrana natao haingon' akanjo [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |