Teny iditra |
mivarahontsana
(varahontsana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Malemilemy toy ny olona reraka dia reraka noho ny hakiviana na ny tahotra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be in despair in the face of trouble, to be in consternation [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se consterner [1.8]
|
Ohatra | Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy.
[2.470]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivarahontsana |
Ny lasa : |
nivarahontsana |
Ny hoavy : |
hivarahontsana |
|
|
Teny iditra |
mivarahontsana
(varahontsana (hontsa))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To slip away, as wet earth [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Glisser et s'effronder comme la terre humide [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mivarahontsana |
Ny lasa : |
nivarahontsana |
Ny hoavy : |
hivarahontsana |
|
|