Teny iditra mivazizo (vazizo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaria tsy misy farany, mitomany lavareny mahasosotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivazizo
Ny lasa : nivazizo
Ny hoavy : hivazizo
Filaza mandidy : mivazizoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05