| Teny iditra | 1 mivelona |
| Fototeny | 2 velona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina
9 Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to live by something; to live in a certain condition
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon
[1.8] |
| Ohatra |
12 Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny".
[2.471#67]
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 milevona, mivelona, 15 velomina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|