|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivena
Fototeny  2 vena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena
8 Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mivena
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Sihanaka] mievina [1.78]

Fivaditsoratra  12 mañevy, mivena

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04