Teny iditra | vena | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rona, fihilanana, firaikana [1.1] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | vena | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | lalan-dra ~ mpamerin-dra | |
Ny fihaviany | Anglisy: vein (a). Frantsay: veine. | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |